je respecte le protocole
Par Anonyme, le 01.05.2025
07.45.75.58.71 livraison beuh shite ile de france & alentour
• weed •
•blue magic sativa
• purple haze ind
Par 07.45.75.58.71what, le 21.12.2022
07.45.75.58.71 livraison beuh shite ile de france & alentour
• weed •
•blue magic sativa
• purple haze ind
Par 07.45.75.58.71what, le 21.12.2022
07.45.75.58.71 livraison beuh shite ile de france & alentour
• weed •
•blue magic sativa
• purple haze ind
Par 07.45.75.58.71what, le 21.12.2022
mercie
Par Anonyme, le 20.01.2020
· Mpianatry ny Lycée français iray maty nisy namono
· Be midina tao Paris
· Lac Alaotra : tafiditry ny foza orana
· Projet Ambatovy: tsy nahazo niditra ny fiaran'ny minisitra
· 8 marsa teto Toamasina: nilahatra ireo Vaiavy TIM
· Ady amin'ny Sida: teto Toamasina ny fankalazana nasionaly
· Barikadimy : mamofom-pofona adim-poko indray
· Fikambanana RATSIMILAHO: maneho ny heviny ny Filohany
· BOA Augagneur Toamasina : vola 380 tapitrisa Ar najifa
· Galana : Une nouvelle station à Manangareza Tamatave
· Nanompa mpijery ny tarika Jafajafa
· Infotamatave : tafa fohy tamin’i Pierrot Rajaonarivelo
· Tgv Toamasina: nihaona fa tratry ny asaramanitra
· Tsivahiny Hermann: tsy PM no olana fa ny famahana ny krizy
· Université de Toamasina: Année blanche à craindre
Date de création : 17.11.2010
Dernière mise à jour :
20.11.2014
46 articles
Photo: http://tamataveetlasante.skyrock.com
Ady iombonana ny ady amin’ny sida. Ny 2 desambra lasa teo, nisy ny fihaonana teo amin’ireo fikambanana miisa 300 mahery tao amin’ny trano fandraisam-bahiny “ Neptune”. Raha tsiahivina, naharitra 2 andro ny fanamarihana ny ady iraisam-pirenena amin’ny Sida. Teto Toamasina rahateo no natao ny fankalazana ofisialy. Nandritra io fivoriana natao tao amin’ny Neptune io no nisian’ny fifanakalozana traikefa( haizatra) amin’ny fiatrehana ny ady atao amin’ny sida, ny fanamorana ny fampitana hafatra eny anivon’ny fiaraha-monina. Anisany nandray anjara tamin’ity fihaonana ity ny fikambanana IVIA na Iray Vatsy Iray Aina miady amin’ny Sida, fikambanana ivondroanan’ireo MSM na Men Sex with Men izay efa mahatratra 787 ireo tovolahy mpikambana.
Fehiny, Fotoan-dehibe nahafahan’ny fikambanana miady amin’ny Sida nitondra hevi-baovao ho entina hamanorana ny fampitam-baovao eny anivon’ny fiaraha-monina iny fihaonana natao tao amin’ny Neptune iny.